
AWR Malagasy / Malgache
- Religion & Spirituality · Christianity
Free on the App Store for iPhone, iPad and Mac. No subscription needed. Once it is installed, tap this link again and the show is yours. Already have it? Open in Parasocial.
About
Daily Radio program from Adventist World Radio
Also on
Recent episodes
- 1 - Aza miraharaha izay fijery na izay filazan'ny olona momba anao 2 - Isaia toko fahaefatra amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin'Andriamanitra isika, fiz fahaefatra 5 - Fanompoana asesiky ny fitiavana
- 1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny
- 1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Ialao ny ratsy 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - ITw Pst Sosthene Conf AWR 6 - Ho resena ny fahafatesana
- 1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty
- 1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra
- 1- Ny voany no hahafantarana azy 2- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 3- Fazavana Foarabe fahasalamana sy Conference AWR Aout 2026
- Famintinana Alasaron`ny faminaniana ao amin`ny Baiboly
- 1 - Inona ny soa azon'ny olona na mahazo izao tontolo izao nefa very 2 - Jeremia toko 1 3 - Ny Bokin'i Daniela sy ny vanin'andro misy antsika-02 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako Fiz 02 5 - Ny amin`ny mpampianatra sandoka
- 1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Esao sy Jakoba 3 - Hafatra mitondra fahasambarana 4 - Tokatrano maso 5 - Fitandremam-panana sy iraka, fianarana fanampiny
- 1 - Misaora amin'ny zavatra rehetra 2 - Vahaolana sakafo fahavaratra 01 3 - Ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4 - Arthrose 5 - Firaisana